Teny iditra | lotoina (loto) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be soiled [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on souille, qu'on calomnie [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |