Teny iditra | lovao > lovana (lova) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be inherited [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on hérite; dont on hérite [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | lovao > lovana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1] | ||||||||
Fivaditsoratra | lovana, valona, volana |