Teny iditra m
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny abidy malagasy. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Douzième lettre et neuvième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra m~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny m~]

Teny iditra M
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy marika romana izay milaza ny isa 1.000 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

2017/07/22