Teny iditra | 1 madera |
Fototeny | 2 dera |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 conspicuous, prominent [1.2] 6 prominent, showy [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 éminent, bien en vue, remarquable [1.3] 8 bien visible, agréable à voir, bien en vue [1.8] |
Ohatra |
9 Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [2.499] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |