|
|
|
|

Teny iditra1  madera
Fototeny  2  dera
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  conspicuous, prominent [1.2]
6  prominent, showy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  éminent, bien en vue, remarquable [1.3]
8  bien visible, agréable à voir, bien en vue [1.8]
Ohatra  9  Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [2.499]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny madera io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20