Teny iditra madilo ny sofina
Singan-teny madilo ; sofina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra) [1.1]
Ohatra 
1Madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao [1.1]
2Madilo ny sofiko (J'en suis assourdi) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24