Teny iditra (1/2) | 1 madina |
Fototeny | 2 adina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#550] Mahimahina, maodimaody ka mitandrintandrina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#416] qui a du souci, de la sollicitude, qui se préoccupe au sujet de 6 [1.196] qui se fait du souci, se préoccupe des autres |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 madimadina |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 10 madina |
Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] [Betsileo]
Ihany, fotsiny: Manao akory e? -- Soa madina |
Fivaditsoratra | 13 adanim, amandi, andami, dainam, madañy, madina, manady, mañady, manday, mandia, manida, miadan, nadiam, namady, niadam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |