|
|
|
|

Teny iditra1  madiodio
Fototeny  2  diodio
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Raha tsy madiodio hianao, anaka, hoy izy tamin-dRazaimalala, ahitanay loza! [2.324]
5  Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny madiodio io

Fivaditsoratra  8  aodiodim, madiodio

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21