|
|
|
|

Teny iditra1  mafampana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana
Ohatra  4  [1.357#] Maniry any ny tany maro izy, indrindra amin' izay mafana na mafampana.
Fototeny  5  fana
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mafampana io

Fivaditsoratra  7  fampamana, mafampana, mampafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21