Teny iditra | 1 mafiraina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahantra, miferinaina, fadiranovana, mahantra misamboritra 4 [1.78] [Sihanaka] mahantra, malahelo |
Fivaditsoratra | 5 mafiraina, mifaraiña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |