Teny iditra | 1 mafy hatoka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 be marenina sarotra atoro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 stiff-necked, stubborn [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 opiniâtre, entêté [1.8]6 L' obstiné a la tête dure. [2.415] |
Tovy hevitra | 7 mafy loha |
Singan-teny | 8 mafy, hatoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |