Teny iditra | mafy kitro | |
Singan-teny | mafy ; kitro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Donto tsy miraika na amin' inona na amin' inona, marenina [1.1] | |
Fivaditsoratra | fimokitra, mafy kitro, mifitroka, mikotrifa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |