|
|
|
|

Teny iditra1  mafy la
Singan-teny  2  mafy, la
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] mizirizy tsy mety manaiky
5  [1.1] Mandà, tsy azo atao ahoana amin' ahoana; fatra-panohitra mafy, mikiribiby rehefa mandà
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] stubborn in denying when one has done wrong
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] qui nie mordicus, qui résiste à l'évidence

Fivaditsoratra  8  afalim, alafim, famaly, filama, mafy la

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21