Teny iditra mafy vava (mafy, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31