|
|
|
|

Teny iditra1  mafy vava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava
Singan-teny  4  mafy, vava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07