|
|
|
|

Teny iditra1  mahabongo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Ohatra  3  [2.131] Tsy mba ahitra ririnina ity havanao ka hitovy volo amin'ny tany na kitay fahavaratra ka midonaka mahabongo maso fa masoandro be lohataona ka tsy manan-kasosorana amin'olona
Fototeny  4  bongo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11