Teny iditra (1/2) | 1 mahadidy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Qui coupe, ordonne, teste ou qui en a la faculté, le pouvoir |
Ohatra |
5 [2.48] Ny Zazamarolahy, tsy dia anaty ny io didy io fa ny Andriamanjaka mahadidy azy arak' izay sitra-po ny hiany. |
Fototeny | 6 didy |
Teny iditra (2/2) | 7 mahadidy |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Taisaka]
misakana, mandrara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |