Teny iditra mahadikitra (dikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahasosotra, manao izay hahatezitra, izay tsy hahafaly [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to anger, to displease, to annoy, to vex [Richardson 1885]
Voambolana 
Endriteny 
mahadikitra
nahadikitra
hahadikitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31