|
|
|
|

Teny iditra1  mahafarikoditra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mampihoron-koditra, mahatsiravina: Mahafarikoditra ahy ny mizaha ny teñane feno kide (Mampihoron-koditra ahy ny mijery ny tenany feno farasisa)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07