Teny iditra mahafongotra (fongotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui ruine ou peut ruiner [1.3]
Ohatra Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahafongotra
Ny lasa : nahafongotra
Ny hoavy : hahafongotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20