|
|
|
|

Teny iditra1  mahahafa
Fototeny  2 hafa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra. [2.314#32]
5  Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [2.895#76]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mahafaha, mahahafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26