Teny iditra mahahendry (hendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho hendry: Tsy ny rotsa-kazo akory nohahahendry ny zanakao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to render wise. [Richardson 1885]
 to make wise, to give wisdom [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay qui rend sage; qui rend prudent [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahahendry
nahahendry
hahahendry
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31