Teny iditra mahahotra (ahotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy afaka hampijanona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui arrête ou est capable d'arrêter [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mahahona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31