|
|
|
|

Teny iditra1  mahakamo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] (lit. to make lazy) to discourage
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] (lit. rendre paresseux), décourager
Ohatra  5  [2.643#] Izay no tena mahakamo amin' izy io, tsy mahare hidihidy loatra ianao raha tsy efa voky izy.
Fototeny  6  kamo
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  hakamoam, mahakamo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21