Teny iditra | 1 mahakasika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qui touche ou peut toucher |
Ohatra |
5 [4.27] ny asa ataon’ny Fokontany mahakasika ny fiarahamonina sy ny toekarena; |
Fototeny | 6 kasika |
Fivaditsoratra | 7 mahakasika, mahakisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |