Teny iditra | mahakelikely fitia | |
Singan-teny | mahakelikely ; fitia | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ny fitiavana hihena, toy ny tsy fanotrahana firy izany raha ampisehoan' olona fitiavana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |