|
|
|
|

Teny iditra1  mahalafo
Fototeny  2  lafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io
Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to sell for a good price
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#358, 1.8] débiter une marchandise
7  [1.3#358] écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison: Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre)
8  [1.8] vendre à bon prix
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mahalafo io

Fivaditsoratra  14  mahafalo, mahalafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21