Teny iditra mahalala folo ... (lala, folo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy [ mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa, mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona ] ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31