Teny iditra mahalanjalanja (lanjalanja (lanja))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra te-hiseho ho tsy mpinompino foana na vonto, sady ny loha tsy dia mbola mahalanjalanja loatra tamin'izany dia feno ny soratr'ireo mpilaza tena ho tsy miandevo saina sy ny an'ireo tsy mpino afa-tsy ny mety hotsaroan'ny faritra mpandray dimy teo amin'ny tenan'ny olombelona. [2.1011]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahalanjalanja
Ny lasa : nahalanjalanja
Ny hoavy : hahalanjalanja

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20