Teny iditra mahalasalasa (lasalasa (laa))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Toerana tsy mba mahamirami-rana, toerana mahalasalasa vinany loatra. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahalasalasa
Ny lasa : nahalasalasa
Ny hoavy : hahalasalasa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20