|
|
|
|

Teny iditra1  mahaleha lalana
Singan-teny  2  mahaleha, lalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny zaza efa afaka mandeha any amin' izay toerana haleha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22