|
|
|
|

Teny iditra1  mahamahimahina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Ohatra  3  [2.895] Tsy mitsahatra manenjika moa ny ratsy vita ka izany no mahamahimahina azy, nefa.
4  [2.324] Fatratra io vehivavy io, fa izay rehetra miditra ao amin-dry Rainilijaona dia mahamahimahina azy sy fotopotorany.
Fototeny  5  mahimahina
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11