Teny iditra | mahamaitso (maitso (itso)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui rend vert ou peut teindre en vert [1.3] | |
Ohatra | Ity indrindra no mahamaitso ny zava-maniry.
[1.357] | |
Fivaditsoratra | mahamaitso, mihata-maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |