|
|
|
|

Teny iditra1  mahamamo
Fototeny  2  mamo
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny fisotro mahatonga ho mamo: Ny divay no nahamamo azy. / Fadio ny fisotro mahamamo
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny mahamamo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11