Teny iditra mahamamomamo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mahasosotra: Mba mavitrivitrika roke liaka fa save mahamamomamo ahy ny zahatovo dia kodredretsa loatsa (Mba mavitribitrika leitsy fa tena mahasosotra ahy ny zatovo dia kanosa loatra) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31