Teny iditra | mahamamomamo | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mahasosotra: Mba mavitrivitrika roke liaka fa save mahamamomamo ahy ny zahatovo dia kodredretsa loatsa (Mba mavitribitrika leitsy fa tena mahasosotra ahy ny zatovo dia kanosa loatra) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |