|
|
|
|

Teny iditra1  mahamamy
Fototeny  2  hamy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#211] qui rend doux, qui donne du goût, suffisant pour donner du goût
Ohatra  5  ny atao ihany no mahamamy sy mampangidy hoditra. [2.332#2]
6  Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470#76]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mahamamy io

Fivaditsoratra  8  mahamamy, mihamama

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21