|
|
|
|

Teny iditra1  mahamety
Fototeny  2  mety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to make suitable, to make fit
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] rendre convenable : rendre juste
Ohatra  6  Tsy hitako izay tsy mahamety izany! [2.285#]
7  Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? [2.356#]
8  Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. [2.643#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mahamety io

Fivaditsoratra  13  mahamety, mihamate

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21