Teny iditra | 1 maha-olona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona 4 [1.13] fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] personnalité |
Voambolana |
6 Filôzôfia |
Singan-teny | 7 maha~, olona |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |