|
|
|
|

Teny iditra1  maha-olona
Singan-teny  2  maha~, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona
5  [1.13] fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] personnalité
Voambolana  7  Filôzôfia
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07