Teny iditra | 1 maharaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] qui peut suivre, réclamer, observer |
Ohatra |
4 [1.3] haingam-pandeha loatra hianao ka tsy maharaka anao aho (vous allez trop vite et je ne puis vous suivre) 5 [4.27] Tena tsy maharaka intsony mihitsy ny mpitandro ny filaminana. |
Fototeny | 6 araka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny maharaka io |
Fivaditsoratra | 11 hakarama, mahakara, maharaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |