Teny iditra |
mahare
(re)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
mafy: Ataovo maharè ny hira [Rakotosaona 1975]
|
| (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao ¶ Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
mahare
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
haingam-pandeha [Rakotosaona 1975]
|
|