Teny iditra | 1 mahari-pery |
Singan-teny | 2 maharitra, fery |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mahazaka izay fahavoazana manjò; manan-kerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra, izay fahoriana na zava-tsarotra mitranga: Mahari-pery ny Malagasy [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |