|
|
|
|

Teny iditra1  maharotsingala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vifotsy loadoaka madinika atao hitsiririhan' ny rano amin' ny siny fanondrahana anana (jereo masoarivo)
Singan-teny  4  maharo, tsingala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02