Teny iditra | 1 mahasahana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 sahana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#557] Qui peut faire face à un travail |
Ohatra |
6 [2.606#] tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza. 7 [1.369#] Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. |
Fivaditsoratra | 8 ahamasahan, hamasahana, hanamasaha, hanasamaha, mahasahana, nahamasaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |