Teny iditra mahasehaka (sehaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
¶ Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31