Teny iditra | 1 mahasiaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] qui rend violent, qualité qu'on attribue à certaines drogues, indépendamment de leur goût |
Ohatra |
5 [2.587#] Eo amin' ilay latsak' orana maloto rano mahasiaka ny mamba indrindra koa tamin' izay dia eo amin' ilay ataon' olona hoe «mitsinjo rano mena sy masia-boay. |
Fototeny | 6 siaka |
Fivaditsoratra | 7 hasamakay, mahasaika, mahasiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |