Teny iditra | mahasiaka (siaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui rend violent, qualité qu'on attribue à certaines drogues, indépendamment de leur goût [1.196] | |
Ohatra | Eo amin' ilay latsak' orana maloto rano mahasiaka ny mamba indrindra koa tamin' izay dia eo amin' ilay ataon' olona hoe «mitsinjo rano mena sy masia-boay.
[2.587] | |
Fivaditsoratra | mahasaika, mahasiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/02 |