Teny iditra mahasoa (soa)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
¶ Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
¶ Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy useful, beneficial
¶ to do good [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay utile
¶ faire du bien [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahasoa
nahasoa
hahasoa
mahasoava
Ohatra Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 46]
Teny nalaina 

Teny iditra Mahasoa (maha-, soa)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany maha, soa

2013/03/30