Teny iditra | 1 mahasodòka |
Sokajin-teny | 2 matoanteny na mpamaritra |
Fototeny | 3 sodoka |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mahatonga ho voafitaka: Nahasodoka ny sofin' ny mpitsangantsangana teny Ambondrombe ny feo maron' ny riana sy ny vorona nifanako |
Fivaditsoratra | 8 mahasodòka, mahasodoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |